Teny iditra miventy (venty)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitarika (hira, fivavahana, resaka): Iza no hiventy ny resaka àry e? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miventy
Ny lasa : niventy
Ny hoavy : hiventy
Filaza mandidy : miventesa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20