Teny iditra mivarotra ambongadiny
Singan-teny mivarotra ; ambongadiny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mivarotra afa-tsy betsaka ihany fa tsy mivarotra kely na vitsy (mifanohitra amin' ny mivarotra antsinjarany): Omeo kely siramamy lasiroa aho, tompoko. -- Mpivarotra ambongadiny aho ka tsy mivarotra latsaka ny iray gony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16