Teny iditra mivarotra aina
Singan-teny mivarotra ; aina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]

Tovy hevitra manao aina tsy ho zavatra ~ mitono aina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19