Teny iditra mivarizoka (varizoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaria, mitsaontsaom-bava tsy an-kijanona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivarizoka
Ny lasa : nivarizoka
Ny hoavy : hivarizoka
Filaza mandidy : mivarizoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05