Teny iditra | mitsoboka (tsoboka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1] | ||||||||
Ohatra | nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita
[2.357] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitsoboka io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/30 |
![]() |