Teny iditra mitsetsetra (tsetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo avy amin' ny molotra sy ny nify ho fanehoana fangorahana na fiaraha-miory amin' ny malahelo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsetsetra
Ny lasa : nitsetsetra
Ny hoavy : hitsetsetra
Filaza mandidy : mitsera
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05