Teny iditra mitsetaka (tsetaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tafiditra, tafatsofoka lalina: Nitsetaka tao afovoan' ny mpianatra an-jatony Ibalita ka tsy hita
Miady, mifanentana tsara: Mitsetaka tsara amin' ny lohany ny satrony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsetaka
Ny lasa : nitsetaka
Ny hoavy : hitsetaka
Filaza mandidy : mitsetaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05