Teny iditra mitselatra (tselatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirehitra: Mitselatra haingana ny ravin-kazo maina
Misy tselatra: Mitselatra ny andro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitselatra
Ny lasa : nitselatra
Ny hoavy : hitselatra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20