Teny iditra mitsararàka (tsararaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza akanga maneno: Mihoraka ny sahona ary mitsararàka ny akanga [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsararaka
Ny lasa : nitsararaka
Ny hoavy : hitsararaka
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20