|
|
|
|

Teny iditra 1  mitovitovy
Fototeny  2 tovitovy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Misy mariky ny trano anglisy nanao azy iny, ka tsy maintsy hatakalo basy hafa vita tany an-toeran-kafa mitovitovy aminy. [2.471#59]
5  Zokin' ialahy angamba izy io, fa mitovitovy tarehy ianareo roa lahy. [2.472#167]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07