Teny iditra mitonjina (tonjina (onjina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitolatola, miraidraika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitonjina
Ny lasa : nitonjina
Ny hoavy : hitonjina
Filaza mandidy : mitonjèna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20