Teny iditra mitompo (tompo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikiry amin' ny heviny [1.1]
Ohatra 
1Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany; [2.296]
2Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra. [2.424]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitompo
Ny lasa : nitompo
Ny hoavy : hitompo
Filaza mandidy : mitompoa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06