Teny iditra mitomany randrana manendrika ny sasany
Singan-teny mitomany ; randrana ; manendrika ; sasany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mitsapa raha manendrika ny tena izay atao na tsia, fa ataon' ny hafa ka dia mba atao koa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22