Teny iditra mitobaka (tobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitopy ka tonga mihoa-pefy: Nitobaka ny rano tao anaty siny fa nihazakazaka i Vao [1.1]
 Mihoatra ny tokony ho izy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Déborder [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitobaka
Ny lasa : nitobaka
Ny hoavy : hitobaka
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20