Teny iditra mitety andro
Singan-teny mitety ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamantatra ny andro tsara sy manambina mba hanaovana na hanorenan-javatra araka ny vintan' ilay olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19