Teny iditra mitanin' andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Jereo mitanina andro []
Ohatra Ny omby no avoakany maraindraina tsy mbola afa-dranonando, ary dia eny amin' ny trano bongo fialofan' ny mpampita lakana izy no mitaninandro sy mitango resaka. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14