Teny iditra mitambezo (tambezo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin' izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitambezo
Ny lasa : nitambezo
Ny hoavy : hitambezo
Filaza mandidy : mitambezoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05