Teny iditra | mitambelona (tambelona (velona)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mody miaina rehefa avy torana: Efa nitambelona ve ilay ankizy safotra anikeheo [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To come to, to regain consciousness [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Reprendre connaissance; revenir à la vie [1.8] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |