Teny iditra | mitam-banga | |
Singan-teny | mita ; vanga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mivarotra ho an' ny hafa fa tsy ho an' ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Faire du commerce pour d'autres [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: varotra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |