Teny iditra mitafoake
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mandroatra: Sy mamomotsa ny fahavatsa ko save mitafoake ny ranon'i Sandrañanta (Rehefa akaiky ny fahavaratra dia tena mandroatra tokoa ny ranon'i Sandrananta) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31