Teny iditra | mitabonaka (tabonaka (bonaka)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mibontsina, mivozihitra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To swell out to a great size. Used for mibonaka [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mibotanaka, mitabonaka, taimbakona, tambonaika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |