Teny iditra | misika (sika) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Mifia-pary, mitsetsitra (fary) [1.78] | |
[Tanosy] Mifiake fary [1.78] | ||
Tovy hevitra | misi-pary | |
Fivaditsoratra | kamisy, masiky, misika, simika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |