Teny iditra | misevotsevoka (sevosevo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maimay, dodona, mirotoroto, mikorododo: Ilazao izy tsy hisevotsevoka foana toy izany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | misevosevo | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |