Teny iditra | misazoka (sazoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitaky tsy an-drariny, an-keriny, maka tsy andrariny: Nisazoka vola tany amiko izy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | misazoka, sima-kazo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |