Teny iditra misara-tsaina
Singan-teny misaraka ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona maro tsy miray hevitra fa misy fisarahana sy elanelana ara-piheverana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be of different opinions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être d'avis différents [1.8]
Tovy hevitra misara-kevitra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25