Teny iditra misangotra (sangotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy [1.1]
  [Sihanaka, Tambahoaka] Mioty [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misangotra
Ny lasa : nisangotra
Ny hoavy : hisangotra
Filaza mandidy : misangora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05