Teny iditra misangerina (sangerina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandalo dia miverina, mitamberina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misangerina
Ny lasa : nisangerina
Ny hoavy : hisangerina
Filaza mandidy : misangerena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05