|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misambotra |
| Fototeny | 2 sambotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany
5 Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy 6 Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent)
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how misambotra |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|