Teny iditra | misaika (saika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misoka ao anaty rano: Nisaika tsy ampy telo minitra tao anaty rano ny siny dia feno [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | misaika, misiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |