Teny iditra misahondrahondra (sahondrahondra (hondrahondra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano, ao anatin'ny volony misahondrahondra matevina sady lava, nigagan'izay rehetra nifanena taminy. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20