Teny iditra |
misafidy
(safidy (fidy))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifidy, maka izay tiana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To make a choice, to make a decision [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire un choix; prendre une décision [1.8]
|
Ohatra |
1 | Fahafahana misafidy antokom-pivavahana.
[4.27]
|
2 | Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy!
[1.381]
|
3 | Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy.
[2.245]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misafidy |
Ny lasa : |
nisafidy |
Ny hoavy : |
hisafidy |
Filaza mandidy : |
misafidiana |
|
|