Teny iditra mirongo (rongo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy vakana ny sisiny (lamba) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirongo
Ny lasa : nirongo
Ny hoavy : hirongo
Filaza mandidy : mirongoa

Teny iditra mirongo (rongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra eny amin' ny tena: Mirongo fiadiana izy rehefa mivoaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirongo
Ny lasa : nirongo
Ny hoavy : hirongo
Filaza mandidy : mirongoa

Teny iditra mirongo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mirandrana, manao volo [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31