Teny iditra mirimodrimotra (rimodrimotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala amin-katezerana sady mirintona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirimodrimotra
Ny lasa : nirimodrimotra
Ny hoavy : hirimodrimotra
Filaza mandidy : mirimodrimota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05