Teny iditra mirefaka (refaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaritarika mifafa amin' ny tany: Tokony hotapahina ity rantsana mirefaka ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirefaka
Ny lasa : nirefaka
Ny hoavy : hirefaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05