Teny iditra miravitra (ravitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitambatra, miray
Miraiki-po amin' olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miravitra
Ny lasa : niravitra
Ny hoavy : hiravitra
Filaza mandidy : miravita

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20