Teny iditra miraoka ahitra
Singan-teny miraoka ; ahitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny biby mamivitra ny ahitra amin' ny vavany
Olona sahirana izaitsizy mikarokaroka izay hevitra hahafahana amin' ny fahasahiranana [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07