Teny iditra miranirany (ranirany)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Long and sharp, as the blade of a knife or a razor. [1.2]
Ohatra Mangamanga ny tavany ary miranirany be ihany noho ny fahiazany. [2.470]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05