Teny iditra |
mirangorango
(rangorango (rango))
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Sady lava no mahia [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | être long et maigre [1.3]
|
|
Teny iditra |
mirangorango
(rangorango (rango))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihinana tsy miatoato, amim-pahalianana tanteraka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To wander about in search of something, such as food, etc. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prendre sans permission, avec hardiesse [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mirangorango |
Ny lasa : |
nirangorango |
Ny hoavy : |
hirangorango |
Filaza mandidy : |
mirangorangoa |
|
|