Teny iditra mirabaka (rabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miditra an-kasahiana, mitsofoka an-kasahiana izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To plunge or sink in, as an ox, etc. getting into a covered hole; to be revealed, as a hole. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay S'introduire avec hardiesse, pénétrer dans, agir témérairement [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirabaka
Ny lasa : nirabaka
Ny hoavy : hirabaka
Filaza mandidy : mirabaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20