Teny iditra |
mipelapelaka
(pelapelaka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To glitter, to shine. (Prov.) same as mamirapiratra. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mipelapelaka |
Ny lasa : |
nipelapelaka |
Ny hoavy : |
hipelapelaka |
|
|
Teny iditra |
mipelapelaka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Mihafisaka [1.78]
|
| Sady be velarana no talesaka: Ravinkazo mipelapelaka [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mipelapelaka |
Ny lasa : |
nipelapelaka |
Ny hoavy : |
hipelapelaka |
|
|