Teny iditra mipataloa (pataloa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao na mitondra pataloa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ mipataloha ] To wear trousers [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ mipataloha ] Porter pantalon, mettre ses pantalons [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipataloa
Ny lasa : nipataloa
Ny hoavy : hipataloa
Filaza mandidy : mipataloava
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31