Teny iditra mimoimoy (moimoy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mimonomonon-kasosorana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimoimoy
Ny lasa : nimoimoy
Ny hoavy : himoimoy
Filaza mandidy : mimoimoiza

Teny iditra mimoimoy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mibedibedy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05