Teny iditra mimimotre
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mifikotra, mitapikotra, tsy miala, manaraka (toy ny rambo), mimory: Amboan'Antañala ka dia mimimotre ndre tsy ho aja (tsy misaraka alika toy ny Tanala na tsy ho aiza tsy ho aiza) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31