Teny iditra militika (litika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maimay sy dodona aoka izany, misisika ho tia, milihitra, milingitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : militika
Ny lasa : nilitika
Ny hoavy : hilitika
Filaza mandidy : militiha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20