Teny iditra milavo (lavo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mianjera avy eo amin'ny toerana iray ambony ho amin'ny ambany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milavo
Ny lasa : nilavo
Ny hoavy : hilavo
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11