Teny iditra | mikosika (kosika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamaoka mafy, mandilotra, mikiky [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To scrub, to rub hard [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Frotter, effacer, raturer [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mikisoka, mikosika, misokaky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |