Teny iditra | mikorake | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly] Mikorontana, misafotofoto [1.78] | |
Teny iditra | mikorake | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly] Mikiakiaka [1.78] | |
Fivaditsoratra | mikorake, mikoreka, mirakoke, mirokake |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |