Teny iditra | mikopetaka (kopetaka (petaka)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihafisaka no sady mihamitampisaka be [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | S'aplatir en s'élargissant [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |