Teny iditra mikoke
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Miantso vonjy, miantso mafy, mitabataban'antso: Tsa mba handraena olo koa ny koke leha ny fe ro hazan'ny voae (Tsy mba olon-kafa intsony no andrasana iantso vonjy rehefa ny fen'ny tena no voarambin'ny voay) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31