Teny iditra mikoka (koka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miantso (fampiasa indrindra raha miantso omby any an' efitra) [1.1]
  [Bezanozano] Miantso [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikoka
Ny lasa : nikoka
Ny hoavy : hikoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20